Hira Faneva (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay misy feo miantso any ambony
Injay misy feo miantso mafy any ambony , feo miritsoka manainga sy mitaona
Manakohako khczcd e, hatraiza hatraiza hoe mifohaza ry sakaiza
Mifohaza, mifohaza , mifohaza ry sakaiza ( Indroa )
Kristy ô , indreto izahay mandre ny antsonao , manolo-tena manontolo
Vonona ho maritioranao
Ho miaramilanao hiaro ,ny mandan’ny fiangonana
Hanambara sy hanefa izay rehetra sitrakao , izay rehetra sitrakao
Mba tsofy rano , tsofy rano , ho tafika mahery fo
Mba tsofy rano , tsofy rano ,  ny mwcp Antsan’ny Fo Masin’i Jesoa
Ka ny hazofijaliana no faneva harangaranganay
Ka tononkira.serasera.org ny rà nalatsakao ,izay no vahatry ny aina
Ka hihoby hihira hiventy soa ny antsan’ny fo masin’i Jesoa ( Indroa )

Ho raisinay ny teny mamin’ny baiboly
Ho raisinay ny teny mamin’ny baiboly miaraka amin’ny fanahy masina
Ho fiadiana aranga ho entinay mandresy ny voàry manontolo
Izay santatry ny lanitra
Mirosoa , mirosoa , fa i Kristy no filoha
Mirosoa , mirosoa , i Kristy no mitari-dalana
Ka na rivotra hifofo, tsy mba isika no hihemotra
Ka na orana hifafy , tsy mba isika no hiato
Fa vao mainka hijoro hahery fo ny exolu Antsan’ny Fo Masin’i Jesoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa
Visites : 967
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Date : 20/12/2021 21:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401