Inona no havaliko (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :
Inona no fvbw havaliko , havaliko ny soa nataonao ahy
Indro hasandratro ny kalisim-pamonjena ary antsoiko ny anaranao Tompo oh
Hanolotra sorona aho, ho fankasitrahana anao
Efaiko ny voadiko aminao Tompo oh, hanatrehan’ny vahoaka tononkira.serasera.org ( hanatrehan’ny vahoaka maminao )

Hiezaka aho hanatratra an’i Jesoa, gwkuxi Fa i Jesoa ihany no nambabo ny aiko
Eny toa lavorary toa ilay olombaovao , ho tahafin-janak’ondry
Ho tahafin-drenin’ondry, ho tahafin’ny andian’ondrinao

REF :

Hiezaka aho hiandry ny vahoaka anao, amin-kerimpo , tsy anterivozona
Tsy hanjakazaka , tsy hisandom-pahefana fa havaozin’ny fanahy
Fa havaozin’ny fanahy fa havaozin’ny fanahin-janakao

REF :

Inty aho Tompo oh , cpmwfssa hanatrehan’ny vahoaka maminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa
Vangy : 1085
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Daty : 20/12/2021 21:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327