Miomàna (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianareo zvnwwep no fanasin’tany , Ianareo no xpcht fahazavan’izao tontolo izao
Koa aoka ho lavorary ianareo ho toy ny Rainareo izay any an-danitra any ztwaxz ( Indroa )

Fa tsy fantatrao anie ny andron’ny Tompo , ( Ny andron’ny Tompo )
Fotoana hanamarinany , fotoana hanamelohany
Koa Miomàna dieny izao , mivonona ianao mba tsy hanenina amin’ny andro fitsaràny
Fa tsy fantatrao anie ny andron’ny Tompo , ( Ny andron’ny Tompo )
Fotoana hanamarinany , fotoana hanamelohany
Koa Miomàna dieny izao , mivonona ianao mba tsy hanenina amin’ny andro fitsaràny

Mizora amin’ny tononkira.serasera.org lalan’ny mazava , mijoroa ho vavolombelon’ny Tompo ianao
Maneke ho mpanompo mahatoky dia manaova asa soa amim-pahamarinana
Iantrao ireo ory , iantrao ireo mahantra , mijoroa ho vavolombelon’ny Tompo ianao
Mamafaza fitiavana fa lehibe ny valisoa anao amin’ny Ray

Fa tsy fantatrao anie ny andron’ny Tompo , ( Ny andron’ny Tompo )
Fotoana hanamarinany , fotoana hanamelohany
Koa Miomàna dieny izao , mivonona ianao mba tsy hanenina amin’ny andro fitsaràny

--------
Link:
Comments
hery ( 22/12/2021 23:56)
Tsara be fa mbola mampidira mp3 ihany 😊
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2104