Katsaho ny rariny (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misasà ianareo midiova , esory ny haratsian’ny asanareo
Hiala eo imasoko mba hankasitrahan’ny Ray ianareo
Misasà ianareo midiova , esory ny haratsian’ny lqpbprhd asanareo
Hiala eo imasoko mba hankasitrahan’ny Ray ianareo
REF : Katsaho ny vqdys rariny ,
Anaro , tononkira.serasera.org ny mpampahory
Arovy , ny kamboty
Avia miovà
Avia hiaraka hifandahatra isika
Na mangatsakatsaka aza ny fahotanareo
Hanjary ho fotsy toy ny oram-panala
Na mena kzsmt ohatran’ny Jaky aza izy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaHits : 894
Likes : 0 Like
Created by : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Date : 20/12/2021 21:43