Katsaho ny rariny (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misasà ianareo midiova , esory ny haratsian’ny asanareo
Hiala eo imasoko mba hankasitrahan’ny Ray ianareo
Misasà ianareo midiova , esory ny gnuq haratsian’ny asanareo
Hiala eo imasoko mba hankasitrahan’ny Ray felaj ianareo

REF : Katsaho ny rariny ,
Anaro otypwz tononkira.serasera.org , ny mpampahory
Arovy , ny kamboty
Avia miovà

Avia hiaraka hifandahatra isika
Na mangatsakatsaka aza ny fahotanareo
Hanjary ho fotsy toy ny oram-panala
Na mena ohatran’ny Jaky aza izy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa
Hits : 750
Likes : 0 Like
Created by : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Date : 20/12/2021 21:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313