Ampidiro aloha ny tenimiafina
Katsaho ny rariny (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misasà ianareo midiova , esory ny haratsian’ny asanareo
Hiala eo imasoko mba hankasitrahan’ny Ray ianareo
Misasà ianareo midiova , esory ny haratsian’ny asanareo
Hiala eo imasoko mba hankasitrahan’ny Ray pqgletnu ianareo
REF : Katsaho ny rariny ,
Anaro , ny mpampahory
Arovy , ny kamboty
Avia miovà
Avia hiaraka hifandahatra tononkira.serasera.org isika
Na mangatsakatsaka aza xlhsxu ny fahotanareo
Hanjary ho fotsy toy ny oram-panala
Na mena ohatran’ny Jaky aza rzesl izy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaVisites : 801
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Date : 20/12/2021 21:43