Fiderana (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rariny ny midera jqet anao , hitsiny ny mankalaza anao
Mendrika hisaorana lalandava ianao ry Tompo oh
Rariny ny midera anao , hitsiny ny mankalaza anao
Mendrika hisaorana lalandava djlrysvq ianao ry Tompo oh
Tompoko, sy Andriamanitrooo
Ianao no masina indrindra ry Tompo Andriamanitra oh
Ny feon’ny voary rehetra no entiko hankalazaina anao
Ianao mrokkn no mpanjaka mahery ry Tompo Andriamanitra oh
Ny lohalika rehetra anie , handohalika eo aminao
Tompoko sy Andriamanitroooo

Mendrika hisaorana lalandava ianao ry Tompo tononkira.serasera.org oh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaVangy : 870
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Daty : 20/12/2021 21:43