Fiderana (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uxltqur Rariny ny midera anao , hitsiny ny mankalaza anao
Mendrika hisaorana lalandava ianao ry Tompo oh
Rariny ny midera anao , hitsiny ny mankalaza anao
Mendrika hisaorana lalandava ianao ry Tompo oh

Tompoko, sy jawvbkba Andriamanitrooo

Ianao no masina indrindra dekfmr ry Tompo Andriamanitra oh
Ny feon’ny voary rehetra no entiko hankalazaina anao
Ianao no mpanjaka mahery ry Tompo Andriamanitra oh
Ny lohalika rehetra anie , handohalika eo aminao

Tompoko sy Andriamanitroooo

Rariny ny midera anao , hitsiny ny mankalaza anao
Mendrika hisaorana lalandava ianao ry Tompo oh
Rariny ny midera anao , hitsiny ny mankalaza anao
Mendrika hisaorana lalandava ianao ry tononkira.serasera.org Tompo oh

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2626