Fiderana (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rariny rmbtg ny midera anao , hitsiny ny mankalaza anao
Mendrika hisaorana lalandava ianao ry Tompo oh
Rariny ny midera anao , hitsiny ny mankalaza anao

Tompoko, tononkira.serasera.org wtroruc sy Andriamanitrooo
Ianao smpuzp no masina indrindra ry Tompo Andriamanitra oh
Ny feon’ny voary rehetra no entiko hankalazaina anao
Ianao no mpanjaka mahery ry Tompo Andriamanitra oh
Ny lohalika rehetra anie , handohalika eo aminao
Tompoko sy Andriamanitroooo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaVangy : 869
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Daty : 20/12/2021 21:43