Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitandrema (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zao re ny andron’ny famonjena
Aoka isika samy kirshgrd handinitena
Fa tsy variana mifampitsikera
Ny ho tafita hatrizay hodian-tsy jerena
Asakasakao ‘zay sahy
Hanamari-tena
Nefa mpanota manan-kilema
Mitandrema(2),sao isika dia hamita-tena
Sao ilay voalaza tononkira.serasera.org fa ratsy no voaray
Isika indray no voaheloka ho faty mandrakizay
Aoka re mba izay ahazoana ny famonjena
No andeha mba hihazakazahana qari sy jerena
Ka ny tanjona,dia
Ny handovana ny fanjakan’ny lanitra
Zao re ny andron’ny famonjena
Aoka yizktw isika samy handini-tena!
A/C: ANDRIANJAKANIRINA Manantsoa
Aoka isika samy kirshgrd handinitena
Fa tsy variana mifampitsikera
Ny ho tafita hatrizay hodian-tsy jerena
Asakasakao ‘zay sahy
Hanamari-tena
Nefa mpanota manan-kilema
Mitandrema(2),sao isika dia hamita-tena
Sao ilay voalaza tononkira.serasera.org fa ratsy no voaray
Isika indray no voaheloka ho faty mandrakizay
Aoka re mba izay ahazoana ny famonjena
No andeha mba hihazakazahana qari sy jerena
Ka ny tanjona,dia
Ny handovana ny fanjakan’ny lanitra
Zao re ny andron’ny famonjena
Aoka yizktw isika samy handini-tena!
A/C: ANDRIANJAKANIRINA Manantsoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)Vangy : 1678
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : s.aina
Daty : 29/11/2016 13:34
