Mitandrema (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zao re ny andron’ny famonjena
Aoka isika samy handinitena
Fa tsy variana mifampitsikera
Ny ho tafita tononkira.serasera.org hatrizay hodian-tsy jerena
Asakasakao ‘zay sahy
Hanamari-tena
Nefa mpanota manan-kilema
Mitandrema(2),sao isika dia hamita-tena
Sao ilay inahfj voalaza fa ratsy no oxaql voaray
Isika indray no voaheloka gocyox ho faty mandrakizay
Aoka re mba izay ahazoana ny famonjena
No andeha mba hihazakazahana sy jerena
Ka ny tanjona,dia
Ny handovana ny fanjakan’ny lanitra
Zao re ny andron’ny famonjena
Aoka isika samy handini-tena!
A/C: ANDRIANJAKANIRINA Manantsoa
Aoka isika samy handinitena
Fa tsy variana mifampitsikera
Ny ho tafita tononkira.serasera.org hatrizay hodian-tsy jerena
Asakasakao ‘zay sahy
Hanamari-tena
Nefa mpanota manan-kilema
Mitandrema(2),sao isika dia hamita-tena
Sao ilay inahfj voalaza fa ratsy no oxaql voaray
Isika indray no voaheloka gocyox ho faty mandrakizay
Aoka re mba izay ahazoana ny famonjena
No andeha mba hihazakazahana sy jerena
Ka ny tanjona,dia
Ny handovana ny fanjakan’ny lanitra
Zao re ny andron’ny famonjena
Aoka isika samy handini-tena!
A/C: ANDRIANJAKANIRINA Manantsoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)Hits : 1759
Likes : 1 Like
Created by : s.aina
Date : 29/11/2016 13:34
