Mitandrema (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zao re ny andron’ny famonjena
Aoka isika mcnumcz samy handinitena
Fa tsy variana mifampitsikera
Ny ho tafita hatrizay hodian-tsy jerena
Asakasakao ‘zay sahy
Hanamari-tena
Nefa mpanota manan-kilema
Mitandrema(2),sao isika dia hamita-tena
Sao ilay voalaza fa ratsy no voaray
Isika indray no voaheloka ho faty mandrakizay
Aoka re mba izay ahazoana kzqv ny famonjena
No andeha mba hihazakazahana sy jerena
Ka ny tanjona,dia
Ny rkyil handovana ny fanjakan’ny lanitra

Zao re ny andron’ny famonjena
Aoka isika samy tononkira.serasera.org handini-tena!

A/C: ANDRIANJAKANIRINA Manantsoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)
Visites : 1674
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : s.aina
Date : 29/11/2016 13:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0561