Ampaherezo (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rakotr’aizim-pahotana tononkira.serasera.org ny ety
Feno yfqfnnps fandrika avokoa izay aleha
Jesoa ô! Raha sitrakao ampio aho byqwxz fa
Tena tsy hitako intsony izay atao
Mbola lavitra nefa ny làlan-kizorako
Tsy maintsy mandeha satria ny adidy marobe ka
Meteza re, Jesoa hialoha qfwsxd ny làlako
Ampaherezo aho fa mila hamoy fo
Ampaherezo mba ……………………….tsy hamoy fo
A/C: ANDRIANJAKANIRINA Manantsoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)Vangy : 1865
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : s.aina
Daty : 29/11/2016 13:33