EKEKO TOMPO O! (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))

Moa henonao ve?
ity antso, miangavy mafy hoe: Ô i za? iza no ho irako?
Ndeha hiaraka hanandratra ny feo,
Hamaly tsotra hoe:


Ref: Ekeko Tompo ô Ity antso miantefa ao am-po
Ka indro vonona aho, hanao ny sitrakao, Hanao ny asanao.
Faingana Jeso ô Mitoera ato am-poko Ianao
De ho fahazavana , fanoitra sy fitana,
Ho an’izao tontolo izao.


A/C: Ando
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/antsanny-fahazavana-ambohitrinibe-a.f.a/ekeko-tompo-o
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)
Vangy : 1462
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : s.aina
Daty : 29/05/2015 00:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.1436