Tsy hankaiza (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))
https://tononkira.serasera.org/hira/antsanny-fahazavana-ambohitrinibe-a.f.a/tsy-hankaiza-1
1°) Jesosy ô !ankaiza moa izahayMoa ve hiantefa indray amin’izao hita maso izao
Sanatria Tompo ô raha izahay no ndeha hiantoraka an-kafa indray
Jesosy ô!ankaiza moa izahay
Raha izahay efa mino ireto no andeha hanompo Tompo roa
Tsy hanaja ny anaran’Andriamanitra
‘Zay saro-piaro@ voninahiny
Moa ve azo ekena ho isan’izay
Handova ‘lay fiaina-mandrakiztononkira.serasera.orgay
‘Zay nampanantenan’ny RAY
Choeur: Raha izahay efa mino ireto indray
No aneho fitiavan-tena ka hanompo vola sy harena o!
Moa ve azo ekena ho isan’izay ho vonjena
Satria manompo Tompo roa
2°) Jesosy o!ankaiza moa izahay
Raha tojo fahoriana sy fakam-panahy mahery
Vatolampiko re Ianao
Sady antenaiko fa tsy andao
Jesosy o! ankaiza moa izahay
A/C: ANDRIANJAKANIRINA Manantsoa