MAHERY ANDRIAMANITRA (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Ambarako izao dia lazaiko aminao fa mahery Andriamanitra
Tsy mba mamitaka fa tena tsara sady tononkira.serasera.org azo antoka
Ny finoanao no ampitomboy yjtz ary koa mavavaha
Dia ho azonao fanjakan’ny lanitra
1.Maro tokoa raha ny fahagagana vitany
'reo karazan’aretina dia sitrany
Miseho amintsika ny herin’Andriamanitra
be voninahitra vulh mandrakizay
2.N ‘inona olanao eo aminao ento Aminy
‘reo ady sarotra gmjwepol mahakivy lazao Azy
Fitiavana tsy mba manavaka Andriamanitra
be voninahitra mandrakizay.
A/C: Sissie

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)Vangy : 2225
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : s.aina
Daty : 29/05/2015 00:30