MAHERY ANDRIAMANITRA (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Ambarako izao dia lazaiko aminao fa mahery xsfvfg Andriamanitra
Tsy mba mamitaka fa tena tsara sady azo antoka
Ny finoanao no ampitomboy ary koa wuykgsyb mavavaha
Dia ho azonao fanjakan’ny lanitra
1.Maro tokoa raha ny fahagagana vitany
'reo karazan’aretina dia sitrany
Miseho amintsika ny herin’Andriamanitra
be voninahitra mandrakizay
2.N ‘inona olanao eo vxodqbbz aminao ento Aminy
‘reo ady sarotra mahakivy lazao Azy
Fitiavana tononkira.serasera.org tsy mba manavaka Andriamanitra
be voninahitra mandrakizay.
A/C: Sissie

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)Hits : 2261
Likes : 1 Like
Created by : s.aina
Date : 29/05/2015 00:30