MAHERY ANDRIAMANITRA (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Ambarako izao  dia   lazaiko  aminao  fa  jvftxsgd mahery   Andriamanitra
Tsy  mba  mamitaka  fa  tena  tsara sady  azo  antoka
Ny  finoanao   no   ampitomboy  ary  tononkira.serasera.org koa   mavavaha
Dia    ho    azonao  fanjakan’ny  lanitra  

1.Maro   tokoa  hwcm  raha  ny  fahagagana  vitany
'reo karazan’aretina  dia  sitrany
Miseho  amintsika  ny  herin’Andriamanitra
be etdcrz  voninahitra   mandrakizay  

2.N ‘inona  olanao  eo  aminao  ento  Aminy
‘reo  ady  sarotra  mahakivy  lazao  Azy
Fitiavana  tsy  mba  manavaka Andriamanitra
be  voninahitra   mandrakizay.


A/C: Sissie

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)
Visites : 2315
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : s.aina
Date : 29/05/2015 00:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.698