ANTSOM-PITIAVANA (Antsan'i Trinité Masina )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANTSOM-PITIAVANA
Ny antsom-pitiavana natolotrao hizorako Tompo ô
Dia lalam-piainana tsy mba haiko ho visaina
Ampy anao hoy ny teninao ny fahasoavako
Izory zpxh ny lalanao fa homba anao anie ny tanako
Isaorako Anao ry Ray zany tombom-pitiavana (2x)
Ento zany fiainako mba ho setrim-pitiavana
He lalina ary mahatalanjona zany lahatrao ry Ray
Mahagaga ny fomba anehoanao io fitiavana io
Zovy moa no nanantena iantefan’izany masonao
Ilay nxqz fijery manintona manova ny gojev aty fo

Tsy hay tratrarina ami’zay mba herintsaina
Safidin’Andriamanitra io ny mandray no atao
Kanosa tokoa anie ry Piera teny amoron-drano
Izy anefa no voatendry hitondra ny Fiangonana
Isaorako Anao ry tononkira.serasera.org Ray zany tombom-pitiavana (2x)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'i Trinité MasinaVisites : 3231
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : aorn
Date : 30/10/2008 09:10