ANTSOM-PITIAVANA (Antsan'i Trinité Masina )

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANTSOM-PITIAVANA

Ny antsom-pitiavana natolotrao hizorako Tompo ô
Dia lalam-piainana tsy mba haiko ho visaina
Ampy anao hoy ny teninao ny fahasoavako
Izory ny tononkira.serasera.org lalanao fa homba anao anie ny tanako

Isaorako Anao ry Ray zany tombom-pitiavana (2x)
Ento zany fiainako mba ho setrim-pitiavana

He lalina ary mahatalanjona zany lahatrao rhyodfof ry Ray
Mahagaga ny fomba anehoanao io fitiavana io
Zovy moa no nanantena iantefan’izany masonao
Ilay fijery manintona manova ny aty fo

Isaorako Anao ry Ray zany tombom-pitiavana (2x)
Ento zany fiainako epgxndao mba ho setrim-pitiavana


Tsy hay tratrarina xfvdpfb ami’zay mba herintsaina
Safidin’Andriamanitra io ny mandray no atao
Kanosa tokoa anie ry Piera teny amoron-drano
Izy anefa no voatendry hitondra ny Fiangonana

Isaorako Anao ry Ray zany tombom-pitiavana (2x)
Ento zany fiainako mba ho setrim-pitiavana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'i Trinité Masina
Visites : 3178
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : aorn
Date : 30/10/2008 09:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0708