Ny fiainako (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kval Na na na ...............................
Ny fiainako eto an-tany feno gfyfoagi tsiky sy tomany.
Nefa toa zaka ihany
Satria ianao miaro ahy hatrany.
Na inona manjo ahy,na tsara io na ratsy,
Dia ataoko fifaliana,fa FITIAVANA ahy...
na na na .............................
Fantatro fa eo Ianao,
Na dia tsy hitan’ny masoko aza
Ianao miaro sy dqlssk tononkira.serasera.org manohana ahy.
Tsapako fa ianao be fitiavana,fitiavana amiko.
Ka na dia solafaka aho,tohananao.
Na dia resy aza ovainao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 8204
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lotus
Daty : 06/11/2005 14:10