Ny fiainako (Antsa an'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na na na ...............................
Ny fiainako eto an-tany feno tsiky tononkira.serasera.org sy tomany.
Nefa toa zaka ihany
Satria ianao injfsqfx miaro ahy hatrany.
Na inona manjo jlqfkmh ahy,na tsara io na sclj ratsy,
Dia ataoko fifaliana,fa FITIAVANA ahy...
na na na .............................

Fantatro fa eo Ianao,
Na dia tsy hitan’ny masoko aza
Ianao miaro sy manohana ahy.
Tsapako fa ianao be fitiavana,fitiavana amiko.
Ka na dia solafaka aho,tohananao.
Na dia resy aza ovainao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsa an'i Kristy
Visites : 8203
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lotus
Date : 06/11/2005 14:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0433