Ampidiro aloha ny tenimiafina
FIFANKATIAVANA (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny teninao Jehovah Ray
Ny anatrao no nampiray
Na tsy mpihavana aza izahay
Dia afaka ny hifandray
Sy tena mifankatia tokoa
Fa Jeso nampianatra ny soa
Na anaty sarotra aza izahay
Dia afaka hifanohana tokoa oooooooo
An-tany lavita izahay
Hitory teny am-panahy
Kanefa dia tsy mba manana ahiahy
Fa teo ilay mpianatra miray
Nomenao fanahy hendry koa.....
Ka vonona ny, hanao ny soa
Izany wuzxpkzu no tanteraka,
ijux Dia no Ianao ry Jeso Soa
wvugdbio Satria Ianao no loharan-tsoa oooooo
Io teninao io nanova ahy
Voadio ny saina sy fanahy
Iriko mba hiova, ny fitondran-tenanay
Ho mendrika Anao tokoa ry Ray
’Ndrindra ireo mpino namako
Hiray fo sy saina amiko
Hifampitanana, hiara-dia tononkira.serasera.org hatramin’izao
Hitandro ny fifankatiavana (3 fois)
Ny anatrao no nampiray
Na tsy mpihavana aza izahay
Dia afaka ny hifandray
Sy tena mifankatia tokoa
Fa Jeso nampianatra ny soa
Na anaty sarotra aza izahay
Dia afaka hifanohana tokoa oooooooo
An-tany lavita izahay
Hitory teny am-panahy
Kanefa dia tsy mba manana ahiahy
Fa teo ilay mpianatra miray
Nomenao fanahy hendry koa.....
Ka vonona ny, hanao ny soa
Izany wuzxpkzu no tanteraka,
ijux Dia no Ianao ry Jeso Soa
wvugdbio Satria Ianao no loharan-tsoa oooooo
Io teninao io nanova ahy
Voadio ny saina sy fanahy
Iriko mba hiova, ny fitondran-tenanay
Ho mendrika Anao tokoa ry Ray
’Ndrindra ireo mpino namako
Hiray fo sy saina amiko
Hifampitanana, hiara-dia tononkira.serasera.org hatramin’izao
Hitandro ny fifankatiavana (3 fois)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 10296
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/08/2006 14:39
