Ny fiainako (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na na na ...............................
Ny fiainako eto an-tany feno giompu tsiky sy tomany.
Nefa toa zaka ihany
Satria ianao miaro ahy hatrany.
Na inona tononkira.serasera.org manjo ahy,na tsara io na ratsy,
Dia ataoko fifaliana,fa FITIAVANA ahy...
na na na .............................
Fantatro fa eo Ianao,
Na dia tsy ybee hitan’ny masoko aza
Ianao miaro sy manohana ahy.
Tsapako fa ianao be fitiavana,fitiavana amiko.
Ka na dia solafaka aho,tohananao.
Na dia cqkeyot resy aza ovainao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsa an'i KristyHits : 8080
Likes : 0 Like
Created by : lotus
Date : 06/11/2005 14:10