Ampidiro aloha ny tenimiafina
NDEHA RE HODERAINA (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Ndeha re ho deraina ny anaran’ny Tompo‘Ndeha re ankalazaina ny anaran’ny Tompo
Andao re hobiana ny anaran’ny Tompo
Hobiana amim-pifaliana ny anaran’ny Tompo
Ref (2x): Tsy maintsy midera Anao aho
Tsy maintsy manompo Anao aho
Tsy maintsy mihira ho Anao aho
Mandra-podiko any Aminao
‘Ndeha re ho deraina ny anaran’ny Tompo
‘Ndeha re ankalazaina ny anaran’ny Tompo
Andao re hobiana ny anaran’ny Tompo
Hobiana amim-pifaliana ny anaran’ny Tompo
Haja ambony indrindra omena an’i Jeso
Hira deraina hiraina ho an’i Jeso
Ref : (2x)
Tsapako ilay fitia, fitia avy Aminao
Miredareda ato am-poko
Ny afon’ny Fanahy Masina
Ref: (2x)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 1441
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 14/11/2018 10:10
