NDEHA RE HODERAINA (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Ndeha re ho deraina ny anaran’ny Tompo
‘Ndeha xtmfdl re ankalazaina ny anaran’ny Tompo
Andao re hobiana ny anaran’ny Tompo
Hobiana amim-pifaliana ny anaran’ny Tompo
Ref (2x): Tsy maintsy midera olah Anao aho
Tsy uamfcj maintsy manompo Anao aho
Tsy maintsy mihira ho Anao aho
Mandra-podiko any Aminao
‘Ndeha re ho deraina ny anaran’ny Tompo
‘Ndeha tononkira.serasera.org re ankalazaina ny anaran’ny Tompo
Andao re hobiana ny anaran’ny Tompo
Hobiana amim-pifaliana ny anaran’ny Tompo
Haja ambony indrindra omena an’i Jeso
Hira deraina hiraina ho an’i Jeso
Ref : (2x)
Tsapako ilay fitia, fitia avy Aminao
Miredareda ato am-poko
Ny afon’ny Fanahy Masina
Ref: (2x)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa an'i KristyVisites : 1773
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : niniekely
Date : 14/11/2018 10:10