NDEHA RE HODERAINA (Antsa an'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Ndeha re ho deraina ny anaran’ny Tompo
‘Ndeha re ankalazaina ny anaran’ny Tompo

Andao re hobiana ny anaran’ny Tompo
Hobiana amim-pifaliana ny anaran’ny Tompo

Ref (2x): Tsy demokf maintsy midera Anao aho
        ospnh       Tsy maintsy manompo kqsqg Anao aho
         tononkira.serasera.org      Tsy maintsy mihira ho Anao aho
              Mandra-podiko any Aminao

‘Ndeha re ho deraina ny anaran’ny Tompo
‘Ndeha re ankalazaina ny anaran’ny Tompo

Andao re hobiana ny anaran’ny Tompo
Hobiana amim-pifaliana ny anaran’ny Tompo

Haja ambony indrindra omena an’i Jeso
Hira deraina hiraina ho an’i Jeso

Ref : (2x)

Tsapako ilay fitia, fitia avy Aminao
Miredareda ato am-poko
Ny afon’ny Fanahy Masina

Ref: (2x)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsa an'i Kristy
Hits : 1678
Likes : 0 Like
Created by : niniekely
Date : 14/11/2018 10:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0544