fahefana (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FAHEFANA
Tsindrim-peo kely monja
dia ampy hanoina anao
miaka-peo mampiseo
fa manam-pahefana pudstq ianao
fahefana anananao
dia indro hireharehavanao (hatrany o)
mihevitena ambony ianao kinanjo
ambany ny fisainanao
Tebiteby lava izao
miandry vao mifoha ianao
hisaintsaina avy hatrany
qmibkge izay andrapaka androany indray
raha manana olana iray
miangavy tompom-pahefana
hatrany lavitra angaha ianao
dia indro havezivezy tsotra izao
Jeso Tompo no nanambara
voasoratra io mba ho tanatara
tsy tiany ny hanafintohina
ireo madinika mino azy
manetry tena dia hasandratra
tononkira.serasera.org manandra -tena dia ahetry
hatrany an-danitra
ety an-tany, dia JESO
fgvmcy tompom-pahefana hatrany
Tsindrim-peo kely monja
dia ampy hanoina anao
miaka-peo mampiseo
fa manam-pahefana pudstq ianao
fahefana anananao
dia indro hireharehavanao (hatrany o)
mihevitena ambony ianao kinanjo
ambany ny fisainanao
Tebiteby lava izao
miandry vao mifoha ianao
hisaintsaina avy hatrany
qmibkge izay andrapaka androany indray
raha manana olana iray
miangavy tompom-pahefana
hatrany lavitra angaha ianao
dia indro havezivezy tsotra izao
Jeso Tompo no nanambara
voasoratra io mba ho tanatara
tsy tiany ny hanafintohina
ireo madinika mino azy
manetry tena dia hasandratra
tononkira.serasera.org manandra -tena dia ahetry
hatrany an-danitra
ety an-tany, dia JESO
fgvmcy tompom-pahefana hatrany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 5240
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rahima
Daty : 29/12/2004 00:48
