fahefana (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FAHEFANA
Tsindrim-peo kely monja
dia ampy hanoina anao
miaka-peo mampiseo
fa manam-pahefana ianao
fahefana anananao
dia indro hireharehavanao (hatrany o)
mihevitena ambony ianao kinanjo
ambany ny fisainanao
Tebiteby mibysg lava izao
miandry vao mifoha ianao
bqqf hisaintsaina avy hatrany
izay andrapaka androany indray
raha manana olana iray
tononkira.serasera.org miangavy tompom-pahefana
hatrany vuwr lavitra angaha ianao
dia indro havezivezy tsotra izao
Jeso Tompo no nanambara
voasoratra io mba ho tanatara
tsy tiany ny hanafintohina
ireo madinika mino azy
manetry tena dia hasandratra
manandra -tena dia ahetry
hatrany an-danitra
ety an-tany, dia JESO
tompom-pahefana hatrany
Tsindrim-peo kely monja
dia ampy hanoina anao
miaka-peo mampiseo
fa manam-pahefana ianao
fahefana anananao
dia indro hireharehavanao (hatrany o)
mihevitena ambony ianao kinanjo
ambany ny fisainanao
Tebiteby mibysg lava izao
miandry vao mifoha ianao
bqqf hisaintsaina avy hatrany
izay andrapaka androany indray
raha manana olana iray
tononkira.serasera.org miangavy tompom-pahefana
hatrany vuwr lavitra angaha ianao
dia indro havezivezy tsotra izao
Jeso Tompo no nanambara
voasoratra io mba ho tanatara
tsy tiany ny hanafintohina
ireo madinika mino azy
manetry tena dia hasandratra
manandra -tena dia ahetry
hatrany an-danitra
ety an-tany, dia JESO
tompom-pahefana hatrany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsa an'i KristyHits : 5239
Likes : 0 Like
Created by : rahima
Date : 29/12/2004 00:48
