fahefana (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FAHEFANA
Tsindrim-peo kely monja
dia ampy hanoina anao
miaka-peo mampiseo
fa manam-pahefana ianao
fahefana anananao
dia indro hireharehavanao (hatrany o)
mihevitena ambony ianao kinanjo
ambany ny fisainanao
Tebiteby lava izao
miandry vao mifoha ianao
hydawomf hisaintsaina avy hatrany
izay andrapaka androany indray
raha manana olana iray
miangavy tompom-pahefana
fxjvdugc hatrany lavitra angaha ianao
dia indro havezivezy tsotra tutyoqw izao
Jeso Tompo no nanambara
voasoratra io mba ho tanatara
tsy tiany ny hanafintohina
ireo madinika mino azy
manetry tena dia hasandratra
manandra -tena tononkira.serasera.org dia ahetry
hatrany an-danitra
ety an-tany, dia JESO
tompom-pahefana hatrany
Tsindrim-peo kely monja
dia ampy hanoina anao
miaka-peo mampiseo
fa manam-pahefana ianao
fahefana anananao
dia indro hireharehavanao (hatrany o)
mihevitena ambony ianao kinanjo
ambany ny fisainanao
Tebiteby lava izao
miandry vao mifoha ianao
hydawomf hisaintsaina avy hatrany
izay andrapaka androany indray
raha manana olana iray
miangavy tompom-pahefana
fxjvdugc hatrany lavitra angaha ianao
dia indro havezivezy tsotra tutyoqw izao
Jeso Tompo no nanambara
voasoratra io mba ho tanatara
tsy tiany ny hanafintohina
ireo madinika mino azy
manetry tena dia hasandratra
manandra -tena tononkira.serasera.org dia ahetry
hatrany an-danitra
ety an-tany, dia JESO
tompom-pahefana hatrany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa an'i KristyVisites : 5343
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rahima
Date : 29/12/2004 00:48
