ASEHOY ANAY NY ENDRIKAO (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Asehoy anay ny endrikao Iaveh ô (x3)
Izany endrikao izany
Iaveh ô (x3)
Omeo ny faminjenao izahay
Asehoy anay ny famandram-ponao
REF: Ho tonga any Aminao anie
Ny fitarainako ou! ou! Ny fitarainako
Làlana mideza feno tsilo
Iaveh ô (x3)
Izany lalana mankany
Iaveh ô (x3)
Tsy mba misy hany mba mazava
Fa dia tena kitroky ny haizina
REF: Ho tonga any aminao anie
Ny fitarainako ou! ou! Ny fitarainako
Mba tsarovy ity mpanomponao
Iaveh ô (x3)
Raha ho avy ny farandro
Iaveh ô (x3)
Manantena fitahina
Izahay (bis)
Fitahina sesehena avy Aminao
REF: Ho tonga any aminao anie
Ny fitarainako ou! ou! Ny fitarainako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 973
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : prydzeric0
Daty : 18/06/2019 12:28