Anaty aizina (Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao jgdl anaty aizina no nadehanako
Tsy nahita izay nombana hiadanako oh
'zay rehetra hita tsy nety nahafa-po
Niserana irery moa (x2)
Ref :
Soa fa nisy ilay mazava izay nisintona ahy
Tsy mba sitrany ny ahavery zay ratsy fanahy
Inty tononkira.serasera.org aho Jesoa, vonona aho e!
Anio, Anio ho irakao aho andeha
Jamban'ireo reraky ny'zao fiainana izao
Difotry ny faharatsiana yrnujue vao nahatsiaro Anao
Tsapako anefa mbola Namindranao fo
Matoa Voatananao hamoa (x2)
Ref :
Soa fa nisy ilay mazava izay nisintona ahy
Tsy mba sitrany ny ahavery zay ratsy fanahy
Inty aho Jesoa, vonona aho e!
Anio, Anio ho xwaekswa irakao aho andeha
Ouh... inty aho Jesoa
Ouh... anio anio ho Hirakao aho andeha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana)Visites : 1673
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : TokyHars
Date : 17/11/2017 07:50