Anaty aizina (Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao anaty aizina no nadehanako
Tsy nahita izay nombana hiadanako oh
'zay rehetra hita tsy nety nahafa-po
Niserana irery moa (x2)
Ref :
Soa fa nisy ilay mazava izay nisintona ahy
Tsy mba sitrany ny ahavery zay ratsy fanahy
Inty aho Jesoa, vonona aho e!
Anio, Anio ho tononkira.serasera.org irakao aho andeha
Jamban'ireo reraky ny'zao fiainana izao
Difotry ny faharatsiana vao nahatsiaro Anao
Tsapako anefa mbola Namindranao fo
Matoa Voatananao hamoa tbxegw (x2)
Ref :
Soa fa nisy ilay mazava izay nisintona ahy
Tsy mba sitrany avxmmi ny ahavery zay ratsy fanahy
Inty jsab aho Jesoa, vonona aho e!
Anio, Anio ho irakao aho andeha
Ouh... inty aho Jesoa
Ouh... anio anio ho Hirakao aho andeha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana)Hits : 1713
Likes : 1 Like
Created by : TokyHars
Date : 17/11/2017 07:50