Apetrako eo Aminao (Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrako eo Aminao, ny amiko avokoa
Foiko ho tantananao tsy ny iray na roa,
Eny xalb izay rehetra momba ahy, indro atolotro,
Tenako fo sy fanahy oneno.
REf:
Anilanao Jesoa no ho safidiko,
Ka higoka ny tononkira.serasera.org maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
F’Izaho tsy andao anao sanatria,
Homba sy hanolotra fitsaharana
Apetrako eo aminao, ny fiainako,
Tsy misy afa tsy Ianao no xsllr itarainako,
Entiko ho sahaninao ny adin-tsaiko,
Nefa izay sitrakao teliko.
REf:
Anilanao Jesoa no ho safidiko,
Ka higoka ny maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
F’Izaho tsy andao anao sanatria,
Homba sy hanolotra fitsaharana hzrfbqgx
Foiko ho tantananao tsy ny iray na roa,
Eny xalb izay rehetra momba ahy, indro atolotro,
Tenako fo sy fanahy oneno.
REf:
Anilanao Jesoa no ho safidiko,
Ka higoka ny tononkira.serasera.org maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
F’Izaho tsy andao anao sanatria,
Homba sy hanolotra fitsaharana
Apetrako eo aminao, ny fiainako,
Tsy misy afa tsy Ianao no xsllr itarainako,
Entiko ho sahaninao ny adin-tsaiko,
Nefa izay sitrakao teliko.
REf:
Anilanao Jesoa no ho safidiko,
Ka higoka ny maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
F’Izaho tsy andao anao sanatria,
Homba sy hanolotra fitsaharana hzrfbqgx
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana)Vangy : 1942
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : TokyHars
Daty : 17/11/2017 07:50
