Tsy irery ianao (Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana))

Miaraka amiko Jesoa
N'aiza n'aiza no haleako
Ao aminy hatrany aho
na faly na tomany

Miaraka amiko Jesoa
Faly manana Azy aho
Tsy maintsy voafaritra
Ny lalana any an-danitra

Miaraka amiko Jesoa
N'aiza n'aiza no haleako
Ao aminy hatrany aho
na faly na tomantononkira.serasera.orgy

Miaraka amiko Jesoa
Faly manana Azy aho
Tsy maintsy voafaritra
Ny lalana any an-danitra

Ref: (x2)
Tsy irery ianao
raha miaraka amin'i Jesoa
Hatraminy mandrakizay
no nifidianany anao
Satria Jesoa filamatra
No tsy mitsahatra mivavaka
Hatraminy mandrakizay
Matokia fa ts irery ianao

Mpihira : Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana)
Mpamaky : 1112
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : TokyHars
Tamin'ny : 23/11/2017 08:29:02
ID : 10193

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo