Jesoa ianao no faniloko (Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ianao no faniloko ary fahazavahan'ny tononkira.serasera.org diako
(fa ianao) ianao ianao hatrany no tokiko eto an-tany
ka na rivo-tsifofo na usgmhx onja mahery tsy hanary toky ho very
(fa ianao)ianao no apinga Jesoa, sy fiarovako eny
fa aroko mandrakizay
(*2)
Ref : Ka na iza rzuw na zovy hikasa
hampiasa ny tetika ataon'ny satana
ny mandako efa mafy orina e (efa mafy izao)
ny jddadlin vatsy koa eh vonona e ( efa vonona)
satria ianao no efa, noefa indro
anilako eo
Jesoa ianao no mpitarika kapiteny mahery indrindra
( fa ianao) ianao ianao, hatrany no mpintantana ahy raha hamindra
ka mandry eo ivohon'ny vato aho izao tena sambatra anilanao
(fa ianao) ianao ianao ihany Jesoa Tokiko hatrany eny
hatrany an-danitra any
(*2)
Ref : Ka na iza na zovy hikasa
hampiasa ny tetika ataon'ny satana
ny mandako efa mafy orina e (efa mafy izao)
ny vatsy koa eh vonona e ( efa vonona)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy OmegaVangy : 668
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NyAinaRkt
Daty : 07/05/2024 12:32