Inty aho iraho aho (Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega)

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihira-peniela-ambohimandroso-alfa-sy-omega/inty-aho-iraho-aho

I) Mahatsapa tena loatra aho Jeso fa diso famindra
(Kanefa) Nefa vonona aho ankehitriny mba hanatona Anao(mba hananatona)
Koa inty aho ry Tompo ô
Eny inty aho iraho
(Fa vo) Fa vonona aho ho miaramilanao
D.C

fiv: Tsy ho kivy hisedra ireo fakam-panahy
(Tsy hatahotra) Tsiky dia ampyTsy hatahotra ireo mpanenjika
(Eny mantsy ô ô) Tsy hilefitr'amin'ny fahavalo

II) Tsisy azoko antenaina Jeso raha mbola eto an-tany
(Tsy misy) Tsisy azoko hiafarana koa raha tsy aminao ihany (raha tsy aminao)
Koa inty aho ry Tompo ô eny inty aho iraho
(Fa a) Fa ankehitriny ho mpanaraka anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega
Mpamaky : 1054
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Hasixan
Tamin'ny : 24/04/2015 06:42:49
ID : 7413

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo