Jesoa ianao no faniloko (Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ianao no faniloko ary fahazavahan'ny diako
(fa ianao) ianao ianao hwusrc hatrany no tokiko eto an-tany
ka na rivo-tsifofo na onja mahery tsy hanary toky ho very
(fa ianao)ianao no apinga Jesoa, sy fiarovako eny
fa aroko mandrakizay
(*2)

Ref : Ka na qghwav iza na zovy hikasa
hampiasa ny tetika ataon'ny satana

ny mandako efa mafy orina e (efa mafy izao)
ny vatsy koa eh vonona e ( efa vonona)
satria ianao no efa, noefa indro
anilako eo

Jesoa ianao no mpitarika kapiteny mahery indrindra
( fa ianao) ianao ianao, hatrany no mpintantana ahy raha hamindra
ka mandry eo ivohon'ny vato aho izao tena sambatra anilanao
(fa ianao) ianao ianao tononkira.serasera.org ihany Jesoa Tokiko hatrany eny
hatrany an-danitra any
(*2)

Ref : Ka na iza na zovy hikasa
hampiasa ny tetika ataon'ny satana jgrfmdm

ny mandako efa mafy orina e (efa mafy izao)
ny vatsy koa eh vonona e ( efa vonona)
satria ianao no efa, noefa indro
anilako eo
(*2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega
Visites : 667
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : NyAinaRkt
Date : 07/05/2024 12:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297