Tsarovy anie (Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega)

I) Tsarovy anie tsarovy anie fa ity tany ity
   Dia fandalovana ihany fa vahiny isika no ety
   Any andro any andro any andro iray
   Tsy maintsy hiverina daholo amin'Andriamanitra Ray
D.C

Fiv: (Beso) (Koa ta-) Koa tandremo koa tandremo ry velona รด
       (Ny fiainana)  Ny fiainana eto anie malama ka mitandtononkira.serasera.orgrema re
       (Manaova soa) Manaova soa (Manaova soa) manaova soa raha mbola velona
        Ka aza mba ketraka fa milofosa izao


II)  Na soa na ratsy vitanao tsarovy tadidio
     Tsy maintsy handalo fitsarana ampitso na anio
     'Zay vao menatra ianao raha toa ka tsy hanakambara
     F'izay rehetra vitanao voasoratra mba ho tantara

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega
Mpamaky : 622
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Hasixan
Tamin'ny : 10/05/2015 15:01:48
ID : 7447

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo