Raha manadino (Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(feo faha-4)
Raha manadino anao aho! Raha manadino
(miaraka)
Raha manadino, raha manadino anao aho
Ry Jerosalema
Aoka, eghmp aoka kosa
Ny tanako ankavanana
(feo faha-2)
Mba hanadino
(miaraka)
Mba hanadino
DC
(feo faha-4)
Raha tsy mahatsiaro
Anao aho, ry Jerosalema aoka
Ny lelako, hiraikitr'amin'ny
lanilaniko
(miaraka)
Raha tsy mahatsiaro anao
Mahatsiaro anao ry Jerosalema
Aoka, ny lelako
Hiraikitr'amin'ny lanilaniko
Raha tsy Jerosalema no ataoko ambony indrindra
Ambony, indrindra
(feo faha-4)
Ataoko ambony indrindra
(miaraka)
Ataoko ambony indrindra
Amin'ny fifaliako
(feo faha-4)
Ny
(feo faha-2)
Ny mvpy fifaliako rehetra
(miaraka)
Ambony indrindra
Ambony xxnshufb indrindra
Amin'ny fifaliako rehatra
DC
Fin tononkira.serasera.org
Raha manadino anao aho! Raha manadino
(miaraka)
Raha manadino, raha manadino anao aho
Ry Jerosalema
Aoka, eghmp aoka kosa
Ny tanako ankavanana
(feo faha-2)
Mba hanadino
(miaraka)
Mba hanadino
DC
(feo faha-4)
Raha tsy mahatsiaro
Anao aho, ry Jerosalema aoka
Ny lelako, hiraikitr'amin'ny
lanilaniko
(miaraka)
Raha tsy mahatsiaro anao
Mahatsiaro anao ry Jerosalema
Aoka, ny lelako
Hiraikitr'amin'ny lanilaniko
Raha tsy Jerosalema no ataoko ambony indrindra
Ambony, indrindra
(feo faha-4)
Ataoko ambony indrindra
(miaraka)
Ataoko ambony indrindra
Amin'ny fifaliako
(feo faha-4)
Ny
(feo faha-2)
Ny mvpy fifaliako rehetra
(miaraka)
Ambony indrindra
Ambony xxnshufb indrindra
Amin'ny fifaliako rehatra
DC
Fin tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy OmegaVangy : 2007
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HasiNax
Daty : 11/10/2014 15:23
