Jesoa ianao no faniloko (Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ianao no faniloko ary fahazavahan'ny diako(fa ianao) ianao ianao hatrany no tokiko eto an-tany
ka na rivo-tsifofo na onja mahery tsy hanary toky ho very
(fa ianao)ianao no apinga Jesoa, sy fiarovako eny
fa aroko mandrakizay
(*2)
Ref : Ka na iza na zovy hikasa
hampiasa ny tetika ataon'ny satana
ny mandako efa mafy orina e (efa mafy izao)
ny vatsy koa eh vonona e ( efa vonona)
satria ianao no efa, noefa indro
anilako eo
Jesoa ianao no mpitarika kapiteny mahery indrindra
( fa ianao) ianao ianao, hatrany no mpintantana ahy raha hamindra
ka mandry eo ivohon'ny vato aho izao tena sambatra anilanao
(fa ianao) ianao ianao ihany Jesoa Tokiko hatrany eny
hatrany an-danitra any
(*2)
Ref : Ka na iza na zovy hikasa
hampiasa ny tetika ataon'ny satana
ny mandako efa mafy orina e (efa mafy izao)
ny vatsy koa eh vonona e ( efa vonona)
satria ianao no efa, noefa indro
anilako eo
(*2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy OmegaHits : 167
Likes : 0 Like
Created by : NyAinaRkt
Date : 07/05/2024 12:32