Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANJELY MAROBE (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona hankasitrhana
HALELOIA
Dera laza ho Anao ry wyhkee Zanak’Andriamanitra
No famindra-ponao ka afaka izao
Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho tononkira.serasera.org amin’ny avo
Ary zfwi ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona ajdrpkr hankasitrhana
HALELOIA
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona hankasitrhana
HALELOIA
Dera laza ho Anao ry wyhkee Zanak’Andriamanitra
No famindra-ponao ka afaka izao
Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho tononkira.serasera.org amin’ny avo
Ary zfwi ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona ajdrpkr hankasitrhana
HALELOIA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVangy : 1689
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 07:43
