ANJELY MAROBE (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana nywpw ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona hankasitrhana
HALELOIA
Dera laza jenktii ho Anao ry Zanak’Andriamanitra
No famindra-ponao ka afaka izao
Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho ety tononkira.serasera.org ambonin’ny tany
Ho hnzoror an’ny olona hankasitrhana
HALELOIA
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana nywpw ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona hankasitrhana
HALELOIA
Dera laza jenktii ho Anao ry Zanak’Andriamanitra
No famindra-ponao ka afaka izao
Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho ety tononkira.serasera.org ambonin’ny tany
Ho hnzoror an’ny olona hankasitrhana
HALELOIA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraHits : 1766
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 07:43
