ANDRIAMANITRO IANAO (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra ô, ckgv Andriamanitro Ianao
Ny fiainako rehetra dia tsapako izao
Raha lavitra Anao tsy misy andry kweabut tsy hijoro
Fiv: Isan’andro isan’andro aho ry Tompo
No manalavitra Anao
Tsy hain’ny foko sy ny saiko
No manatanteraka ny didinao
Ny sitrapoko no mibaiko ny fiainako
Ny sitrakao ry Tompo takonako
2-Maniry ny foko, mikasa kterdfop tokoa
Ny hanao ny tsara sy hanao tononkira.serasera.org ny soa
Ny heriko irery anefa tsy ampy tsy mahefa
Ampio aho fa Ianao no heriko
Ny fiainako rehetra dia tsapako izao
Raha lavitra Anao tsy misy andry kweabut tsy hijoro
Fiv: Isan’andro isan’andro aho ry Tompo
No manalavitra Anao
Tsy hain’ny foko sy ny saiko
No manatanteraka ny didinao
Ny sitrapoko no mibaiko ny fiainako
Ny sitrakao ry Tompo takonako
2-Maniry ny foko, mikasa kterdfop tokoa
Ny hanao ny tsara sy hanao tononkira.serasera.org ny soa
Ny heriko irery anefa tsy ampy tsy mahefa
Ampio aho fa Ianao no heriko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVangy : 1608
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 07:42
