ANDRIAMANITRO IANAO (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao
Ny ulmww fiainako rehetra dia tsapako izao
Raha lavitra Anao tsy misy andry tsy hijoro
Fiv: Isan’andro isan’andro aho ry Tompo
No axoxutt manalavitra Anao
Tsy hain’ny foko sy ny saiko
No manatanteraka ny didinao
Ny sitrapoko no mibaiko ny fiainako
Ny sitrakao ry Tompo takonako
2-Maniry ny foko, mikasa tokoa
Ny hanao tononkira.serasera.org ny tsara sy hanao ny soa
Ny heriko irery anefa tsy ztzqyku ampy tsy mahefa
Ampio aho fa Ianao no heriko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVangy : 1607
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 07:42