Ny Sambonay (Antoko Mpihira EZRAHITA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino hxzjxm izahay f'Ianao ry Tompo no ksalb miantso izao
Mino izahay f'Ianao ry Jeso no mitarika anay
Na aiza aleha na inona atao matoky Anao izahay
Na misy rivotra na onjan-drano
Ho tonga ilay sambonay
Mbola lavitra anefa ny dia
Mandroso mandroso hatrany
Tsy mbola tazana raha miala ety
Izay ahatongavana any
Nefa dia mino matoky izahay
F'Ianao tsy mba mandao ry Ray
Ka ny finoana sy fanantenana
Ho tonga ilay sambonay
Ny tononkira.serasera.org teninao no rktujvf ampinga tsara izay ho entinay
Ny teninao no he mampahery raha vao kivy indraindray
Ampionao sy hatanjaho izao mpanomponao izao
Na ady sarotra latsa sy eso

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira EZRAHITAVangy : 2534
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tasnapiso
Daty : 26/02/2014 12:03