Tsapanao ve? (Antoko Mpihira EZRAHITA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapanao ve ny Fitiavany anao ?
Tsaroanao ve nahafoy ny ainy Izy ho anao  
Koa meteza anio hanolo tena sgxvtrjx ho Azy indray
Ny ukogd fahotanao ny helokao efa voadion’i Jeso

Anaty aizina be ny fiainanao
Toa sarotra tsy mety avokoa ‘zay rehetra atao
Lazaiko melmut anao anio fa i Jeso no vahaolanao
Manafaka ny jalinao
Fa tsisy fetra anie ny mamy hatolony
Ho anao ‘zay tena olony
Hanaraka Azy anio

Amin’izao fotoana izao
Raha mety ianao
Manatona Azy fa ho raisiny tononkira.serasera.org ianao
Ambarako aminao fa i Jeso no tsy mba mandao
Ho maivana ny vesatrao
Fa tsisy fetra anie ny mamy hatolony
Ho anao ‘zay tena olony
Hanaraka Azy anio

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira EZRAHITA
Visites : 638
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sevenarak
Date : 06/04/2023 08:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0772