Jeso fitiavana (Antoko Mpihira EZRAHITA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
txkcj Jesoa fitiavana
Jesoa tononkira.serasera.org Izy no mpamonjy
Tonga ho antsika
Tonga mba hamonjy
Jesoa fitiavana
nxpkxey Fitiavana tsisy fetra
bhbnt Hamonjy ny olon-drehetra
Eny hatramin ny Ainy nomeny
Na ory na manan-karena
Tsy misy mahavita tena
Fa mila ilay famonjena
Dia Jesoa Jesoa
Jesoa fitiavana
Jesoa tononkira.serasera.org Izy no mpamonjy
Tonga ho antsika
Tonga mba hamonjy
Jesoa fitiavana
nxpkxey Fitiavana tsisy fetra
bhbnt Hamonjy ny olon-drehetra
Eny hatramin ny Ainy nomeny
Na ory na manan-karena
Tsy misy mahavita tena
Fa mila ilay famonjena
Dia Jesoa Jesoa
Jesoa fitiavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira EZRAHITAVangy : 3266
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mea
Daty : 18/06/2008 15:06
