MISAOTRA ANAO (Antoko Mpihira EZRAHITA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso tononkira.serasera.org malala ô zoky be fitia
Ianao anio no isaorana
Nitantana sy niaro anay
Tamin-dalan-tsarotra nodiavinay

  hxoiqslq     Misaotra Anao
      Ry Jeso zoky tia
      Zay tsy mandao
      Fa nomba anay tety

Jeso malala ô sitrakay tokoa
Ny fanampiana izay natolotrao
Sy ’ reo soa maro zay nasehonao rkkooyoc
Ka maneho ny ueflqz fitiavanao anay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira EZRAHITA
Visites : 3375
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/10/2007 09:12
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2781