Ny Sambonay (Antoko Mpihira EZRAHITA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino izahay f'Ianao ry Tompo no miantso izao
Mino ktstqxvc izahay f'Ianao ry Jeso no mitarika anay
Na aiza aleha na inona atao matoky Anao izahay
Na misy rivotra na onjan-drano
Ho tonga ilay sambonay
Mbola lavitra anefa ny dia
Mandroso mandroso hatrany
Tsy tononkira.serasera.org mbola tazana raha miala ety
Izay ahatongavana any
Nefa dia ikxeu mino matoky izahay
F'Ianao tsy mba mandao ry Ray
Ka ny finoana sy fanantenana
Ho tonga ilay sambonay
Ny teninao no ampinga tsara izay ho entinay
Ny teninao no he mampahery raha vao kivy indraindray
Ampionao sy hatanjaho izao mpanomponao izao
Na epjw ady sarotra latsa sy eso

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira EZRAHITAVisites : 2699
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tasnapiso
Date : 26/02/2014 12:03